<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 (Maintimolaly)

[V2]
 Andriamanitra !
 Tahio ny mihaino ;
 Ny tsy manoa vava-poana
 Hahazo ny iriny,
 Andriamanitra
 Ho masoandrony ;
 Ka ny Fanahy Masina
 Mpitari-dàlana.

[V3]
 Ny Anaran'i Jeso
 No voninahiny ;
 Ny hamarinan'i Kristy
 No fihaingony,
 Tiavo Jesosy,
 Ry mino ny teny !
 Katsaho fihavanana,
 Ry tsy mino rehetra !</lyrics>
<title>Andriamanitra tahio ny mihaino FFPM348</title>
<hymn_number>348</hymn_number>
</song>